Asan’ny Apostoly 13:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 Raha mbola nanompo* an’i Jehovah* izy ireo sady nifady hanina, dia hoy ny fanahy masina: “Atokàny ho ahy i Barnabasy sy Saoly+ mba hanao ny asa iantsoako azy.”+ Romanina 1:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 1 Paoly, mpanompon’i Kristy Jesosy sady voantso ho apostoly, ary voatokana hitory ny vaovao tsaran’Andriamanitra,+ 1 Timoty 1:12 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 12 Izaho dia mankasitraka an’i Kristy Jesosy Tompontsika izay nanome hery ahy, satria hitany hoe mendri-pitokisana aho ka notendreny hanao fanompoana,+
2 Raha mbola nanompo* an’i Jehovah* izy ireo sady nifady hanina, dia hoy ny fanahy masina: “Atokàny ho ahy i Barnabasy sy Saoly+ mba hanao ny asa iantsoako azy.”+
1 Paoly, mpanompon’i Kristy Jesosy sady voantso ho apostoly, ary voatokana hitory ny vaovao tsaran’Andriamanitra,+
12 Izaho dia mankasitraka an’i Kristy Jesosy Tompontsika izay nanome hery ahy, satria hitany hoe mendri-pitokisana aho ka notendreny hanao fanompoana,+