3 I Saoly kosa nandravarava ny fiangonana. Nasesiny ny tranon’ireo mpino ka nidirany an-keriny, dia notaritaritiny hivoaka izy ireo na lahy na vavy, ary nataony am-ponja.+
13 Mazava ho azy fa efa henonareo ny nataoko tamin’izaho mbola nanaraka ny Fivavahan’ny Jiosy.*+ Fa tena nanenjika mafy* ny fiangonan’Andriamanitra aho sady nandravarava azy.+