Jaona 18:28 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 28 Dia niala tao amin’i Kaiafa izy ireo ka nentiny tany an-tranon’ny governora+ i Jesosy. Vao maraina be tamin’izay. Tsy niditra tao an-tranon’ny governora anefa izy ireo mba tsy ho voaloto.+ Te hihinana ny sakafon’ny Paska mantsy izy ireo.
28 Dia niala tao amin’i Kaiafa izy ireo ka nentiny tany an-tranon’ny governora+ i Jesosy. Vao maraina be tamin’izay. Tsy niditra tao an-tranon’ny governora anefa izy ireo mba tsy ho voaloto.+ Te hihinana ny sakafon’ny Paska mantsy izy ireo.