-
Jona 2:10Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
10 Farany, dia nobaikoin’i Jehovah ilay trondro ka naloany teny amin’ny tany maina i Jona.
-
-
Asan’ny Apostoly 2:23, 24Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
23 Natolotra anareo iny lehilahy iny, satria efa sitrapon’Andriamanitra* izany sady efa fantany mialoha.+ Nofantsihanareo teo amin’ny tsato-kazo izy, ary olona mpandika lalàna no nasainareo nanao an’izany. Novonoinareo izy,+ 24 kanefa natsangan’Andriamanitra tamin’ny maty.+ Nanafaka azy tamin’ny fanaintainan’ny* fahafatesana Izy, satria tsy nahavita nangeja azy ny fahafatesana.+
-