Asan’ny Apostoly 10:45, 46 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 45 Dia gaga ireo mpino* anisan’ny voafora izay niaraka tamin’i Petera, satria nilatsaka tamin’ny hafa firenena koa ny fanahy masina, ilay fanomezana maimaim-poana. 46 Naheno azy ireo niteny tamin’ny fiteny samihafa sy nankalaza an’Andriamanitra mantsy izy ireo.+ Dia hoy i Petera: 1 Korintianina 12:8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 Fa ny iray nomena tenim-pahendrena* tamin’ny alalan’ny fanahy, ary ny iray tenim-pahalalana tamin’ny alalan’io fanahy io ihany. 1 Korintianina 12:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 ny iray hanao fahagagana,+ ny iray hahay haminany, ny iray hahay hamantatra ny fanambarana avy amin’ny fanahy,+ ny iray hiteny amin’ny fiteny samihafa,+ ary ny iray kosa handika teny.+
45 Dia gaga ireo mpino* anisan’ny voafora izay niaraka tamin’i Petera, satria nilatsaka tamin’ny hafa firenena koa ny fanahy masina, ilay fanomezana maimaim-poana. 46 Naheno azy ireo niteny tamin’ny fiteny samihafa sy nankalaza an’Andriamanitra mantsy izy ireo.+ Dia hoy i Petera:
8 Fa ny iray nomena tenim-pahendrena* tamin’ny alalan’ny fanahy, ary ny iray tenim-pahalalana tamin’ny alalan’io fanahy io ihany.
10 ny iray hanao fahagagana,+ ny iray hahay haminany, ny iray hahay hamantatra ny fanambarana avy amin’ny fanahy,+ ny iray hiteny amin’ny fiteny samihafa,+ ary ny iray kosa handika teny.+