Salamo 34:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 Ny anjelin’i Jehovah mitoby manodidina an’izay rehetra matahotra Azy,+Ka mamonjy azy ireo.+ Hebreo 1:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 Hoy koa izy momba ny anjely: “Ataony mahery* ny anjeliny, ary ataony lelafo+ ny mpanompony.”*+ Hebreo 1:14 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 14 Tsy fanahy manao fanompoana masina*+ ve izy rehetra, ka irahina hikarakara an’ireo handova famonjena?
14 Tsy fanahy manao fanompoana masina*+ ve izy rehetra, ka irahina hikarakara an’ireo handova famonjena?