Asan’ny Apostoly 13:13 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 13 Ary nandeha sambo avy tao Pafo i Paoly sy ny namany, ka tonga tany Perga any Pamfylia. Nandao azy ireo anefa i Jaona,+ dia niverina tany Jerosalema.+
13 Ary nandeha sambo avy tao Pafo i Paoly sy ny namany, ka tonga tany Perga any Pamfylia. Nandao azy ireo anefa i Jaona,+ dia niverina tany Jerosalema.+