36 Ary i Josefa, ilay nantsoin’ny apostoly koa hoe Barnabasy+—izany hoe “Zanaky ny Fampiononana”, raha adika—izay Levita teratany avy any Sipra, 37 dia nanana tany. Namidiny ilay tany, dia nentiny ny vola vidin’ilay izy ka napetrany teo an-tongotry ny apostoly.+