Asan’ny Apostoly 17:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Rehefa tsy nahita azy roa lahy tao izy ireo, dia nitaritarika an’i Jasona sy ny rahalahy sasany ho any amin’ny lehiben’ny tanàna. Dia niantsoantso izy ireo hoe: “Tonga eto koa izao ireny lehilahy manakorontana ny tany* ireny,+
6 Rehefa tsy nahita azy roa lahy tao izy ireo, dia nitaritarika an’i Jasona sy ny rahalahy sasany ho any amin’ny lehiben’ny tanàna. Dia niantsoantso izy ireo hoe: “Tonga eto koa izao ireny lehilahy manakorontana ny tany* ireny,+