-
Asan’ny Apostoly 14:21, 22Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
21 Nitory ny vaovao tsara tao amin’io tanàna io izy roa lahy, sady nanampy olona be dia be ho lasa mpianatra. Niverina tany Lystra sy Ikonioma ary Antiokia izy ireo avy eo. 22 Ary nankahery an’ireo mpianatra+ tany izy ireo sady nampirisika azy tsy hiala amin’ny finoana, ka niteny hoe: “Tsy maintsy miatrika fahoriana maro+ isika vao ho tafiditra ao amin’ny Fanjakan’Andriamanitra.”
-