-
Asan’ny Apostoly 16:16, 17Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
16 Nankany amin’ilay toerana fivavahana izahay, indray andro, dia nifanena tamin’ny mpanompovavy anankiray nisy fanahy ratsy, izany hoe nisy demonia mpilaza ny hoavy.+ Nampanan-karena an’ireo tompony io mpanompovavy io noho izy nahay nilaza ny hoavy.* 17 Nanaraka anay sy Paoly foana io ankizivavy io sady niantsoantso hoe: “Mpanompon’ilay Andriamanitra Avo Indrindra+ ireo lehilahy ireo, ary manambara aminareo izay tokony hatao mba ho voavonjy.”*
-