1 Korintianina 15:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 Fa izaho no kely indrindra amin’ny apostoly, ary tsy mendrika ny hantsoina hoe apostoly aho, satria nanenjika ny fiangonan’Andriamanitra.+ 1 Tesalonianina 2:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Tsy nitady voninahitra avy tamin’olona koa izahay, na avy taminareo izany na avy tamin’olon-kafa, na dia afaka nampitondra enta-mavesatra anareo teo amin’ny lafiny ara-bola aza izahay satria apostolin’i Kristy.+
9 Fa izaho no kely indrindra amin’ny apostoly, ary tsy mendrika ny hantsoina hoe apostoly aho, satria nanenjika ny fiangonan’Andriamanitra.+
6 Tsy nitady voninahitra avy tamin’olona koa izahay, na avy taminareo izany na avy tamin’olon-kafa, na dia afaka nampitondra enta-mavesatra anareo teo amin’ny lafiny ara-bola aza izahay satria apostolin’i Kristy.+