-
1 Jaona 2:18, 19Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
18 Izao, anaka, no ora farany. Araka ny efa henonareo, dia ho avy ny antikristy.+ Ary na amin’izao aza dia efa betsaka ny antikristy,+ ka izany no ahafantarantsika fa izao no ora farany. 19 Niala tamintsika izy ireny, fa tsy mba namantsika.*+ Mbola ho niaraka tamintsika ihany mantsy ireny raha namantsika. Niala anefa ireny mba ho hita hoe tsy ny olona rehetra no namantsika.+
-