Asan’ny Apostoly 5:34 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 34 Nitsangana teo anatrehan’ny Fitsarana Avo Jiosy anefa ny Fariseo iray atao hoe Gamaliela.+ Mpampianatra ny Lalàna izy ary nohajain’ny vahoaka rehetra. Nasainy navoaka vetivety aloha ny apostoly.
34 Nitsangana teo anatrehan’ny Fitsarana Avo Jiosy anefa ny Fariseo iray atao hoe Gamaliela.+ Mpampianatra ny Lalàna izy ary nohajain’ny vahoaka rehetra. Nasainy navoaka vetivety aloha ny apostoly.