-
Asan’ny Apostoly 26:4, 5Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
4 “Fantatry ny Jiosy rehetra ny fomba fiainako teo amin’ny mpiray firenena amiko* sy tany Jerosalema, hatramin’izaho mbola kely.+ 5 Fantatry ny Jiosy nahalala tsara ahy izany. Ary afaka manamarina an’izany ry zareo, raha tiany, fa efa Fariseo aho+ ka nanaraka an’ilay sekta* hentitra indrindra tao amin’ny fivavahanay.+
-