-
Filipianina 3:4-6Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
4 Raha misy olona tena manana antony ianteherana amin’ny nofo, dia izaho.
Ary raha misy mieritreritra hoe afaka miantehitra amin’ny nofo, dia izaho mbola mihoatra noho izy. 5 Noforana tamin’ny andro fahavalo+ mantsy aho, avy tamin’ny firenen’Israely, avy tamin’ny fokon’i Benjamina, Hebreo nateraky ny Hebreo,+ ary Fariseo+ raha ny lalàna no resahina. 6 Raha ny hafanam-po no resahina, dia nanenjika ny fiangonana+ aho, ary raha ny amin’ny fankatoavana an’izay lazain’ny lalàna hoe marina, dia hita hoe tsy nisy tsiny aho.
-