Matio 2:23 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 23 Dia tonga tao amin’ny tanàna nantsoina hoe Nazareta+ izy ka nipetraka tao, mba ho tanteraka izay nasaina nolazain’ny mpaminany hoe: “Hantsoina hoe Nazareanina* izy.”+ Asan’ny Apostoly 28:22 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 22 Tianay anefa ny haheno ny hevitrao, satria raha ny amin’io sekta*+ io, dia fantatray fa haratsiratsin’ny olona hatraiza hatraiza izy io.”+
23 Dia tonga tao amin’ny tanàna nantsoina hoe Nazareta+ izy ka nipetraka tao, mba ho tanteraka izay nasaina nolazain’ny mpaminany hoe: “Hantsoina hoe Nazareanina* izy.”+
22 Tianay anefa ny haheno ny hevitrao, satria raha ny amin’io sekta*+ io, dia fantatray fa haratsiratsin’ny olona hatraiza hatraiza izy io.”+