Lioka 24:27 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 27 Dia nohazavainy tamin’izy ireo izay zavatra rehetra resahin’ny Soratra Masina momba azy, nanomboka hatrany amin’i Mosesy sy ny Mpaminany+ rehetra. Lioka 24:44 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 44 Hoy izy avy eo: “Efa niteny taminareo aho, tamin’izaho mbola teo aminareo,+ fa tsy maintsy ho tanteraka izay rehetra nosoratana momba ahy ao amin’ny Lalàn’i Mosesy sy ao amin’ny Mpaminany ary ny Salamo.”+ Romanina 3:21 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 21 Hita anefa izao fa afaka ny ho lasa olo-marina eo anatrehan’Andriamanitra ny olona, na dia tsy manaraka lalàna aza.+ Izany koa no lazain’ny Lalàna sy ny Mpaminany.+
27 Dia nohazavainy tamin’izy ireo izay zavatra rehetra resahin’ny Soratra Masina momba azy, nanomboka hatrany amin’i Mosesy sy ny Mpaminany+ rehetra.
44 Hoy izy avy eo: “Efa niteny taminareo aho, tamin’izaho mbola teo aminareo,+ fa tsy maintsy ho tanteraka izay rehetra nosoratana momba ahy ao amin’ny Lalàn’i Mosesy sy ao amin’ny Mpaminany ary ny Salamo.”+
21 Hita anefa izao fa afaka ny ho lasa olo-marina eo anatrehan’Andriamanitra ny olona, na dia tsy manaraka lalàna aza.+ Izany koa no lazain’ny Lalàna sy ny Mpaminany.+