Asan’ny Apostoly 4:32 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 32 Iray fo sy iray saina ny olona be dia be lasa mpino, ka tsy nisy nilaza hoe azy samirery ny fananany, fa nikambanan’izy ireo daholo ny zava-drehetra.+ Asan’ny Apostoly 4:34 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 34 Tsy nisy nahantra teo amin’izy ireo,+ fa izay rehetra nanana tany na trano dia nivarotra an’izany ka nitondra ny vidin’izay lafo,
32 Iray fo sy iray saina ny olona be dia be lasa mpino, ka tsy nisy nilaza hoe azy samirery ny fananany, fa nikambanan’izy ireo daholo ny zava-drehetra.+
34 Tsy nisy nahantra teo amin’izy ireo,+ fa izay rehetra nanana tany na trano dia nivarotra an’izany ka nitondra ny vidin’izay lafo,