Asan’ny Apostoly 24:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 Rehefa nanao fihetsika tamin’ny lohany ny governora mba hanomezana fitenenana an’i Paoly, dia namaly i Paoly hoe: “Fantatro tsara fa efa an-taonany maro ianao no mpitsaran’ity firenena ity. Koa faly aho hilaza aminao ny fiarovan-tenako.+
10 Rehefa nanao fihetsika tamin’ny lohany ny governora mba hanomezana fitenenana an’i Paoly, dia namaly i Paoly hoe: “Fantatro tsara fa efa an-taonany maro ianao no mpitsaran’ity firenena ity. Koa faly aho hilaza aminao ny fiarovan-tenako.+