Jaona 10:23 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 23 ary nandeha tao amin’ny tempoly i Jesosy, tao amin’ny lala-mitafon’i Solomona.+ Asan’ny Apostoly 5:12 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 12 Mbola nanao famantarana sy fahagagana* maro teo amin’ny vahoaka koa ny apostoly.+ Ary niara-nivory foana teo amin’ny Lala-mitafon’i Solomona+ izy rehetra.
12 Mbola nanao famantarana sy fahagagana* maro teo amin’ny vahoaka koa ny apostoly.+ Ary niara-nivory foana teo amin’ny Lala-mitafon’i Solomona+ izy rehetra.