Eksodosy 3:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Hoy koa izy: “Izaho no Andriamanitry ny razambenao,* dia ilay Andriamanitr’i Abrahama+ sy Andriamanitr’i Isaka+ ary Andriamanitr’i Jakoba.”+ Dia notakonan’i Mosesy ny tarehiny, satria natahotra hijery an’ilay tena Andriamanitra izy.
6 Hoy koa izy: “Izaho no Andriamanitry ny razambenao,* dia ilay Andriamanitr’i Abrahama+ sy Andriamanitr’i Isaka+ ary Andriamanitr’i Jakoba.”+ Dia notakonan’i Mosesy ny tarehiny, satria natahotra hijery an’ilay tena Andriamanitra izy.