1 Korintianina 2:8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 Tsy nisy nahafantatra an’izany fahendrena izany ny mpitondra teto amin’izao tontolo izao.*+ Raha fantatr’izy ireo mantsy izany, dia tsy ho novonoiny* ny Tompo be voninahitra.
8 Tsy nisy nahafantatra an’izany fahendrena izany ny mpitondra teto amin’izao tontolo izao.*+ Raha fantatr’izy ireo mantsy izany, dia tsy ho novonoiny* ny Tompo be voninahitra.