-
Daniela 9:26Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
26 “Aorian’ireo 62 herinandro ireo, dia hovonoina ny Mesia,+ ka tsy hanana na inona na inona intsony.+
“Handrava an’ilay tanàna sy ny toerana masina ny tafiky ny mpitarika iray ho avy.+ Ary ho vita hatreo ny amin’izy io,* fa hisy tondra-drano. Hisy ady mandra-pahatongan’ny farany, ary hisy fandravana, araka ny didy navoaka.+
-
-
Lioka 22:15Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
15 Ary hoy izy tamin’izy ireo: “Efa tena niriko ny hiara-mihinana an’ity Paska ity aminareo, alohan’ny hijaliako.
-