Deoteronomia 34:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 Mbola tsy nisy mpaminany tena fantatr’i Jehovah tsara*+ hoatran’i Mosesy+ mihitsy anefa teo amin’ny Israely. Asan’ny Apostoly 7:37 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 37 “Izany Mosesy izany ilay nilaza tamin’ny zanak’Israely hoe: ‘Hanendry mpaminany ho anareo Andriamanitra, dia mpaminany hoatr’ahy, avy eo amin’ny rahalahinareo.’+
10 Mbola tsy nisy mpaminany tena fantatr’i Jehovah tsara*+ hoatran’i Mosesy+ mihitsy anefa teo amin’ny Israely.
37 “Izany Mosesy izany ilay nilaza tamin’ny zanak’Israely hoe: ‘Hanendry mpaminany ho anareo Andriamanitra, dia mpaminany hoatr’ahy, avy eo amin’ny rahalahinareo.’+