Deoteronomia 18:15 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 15 Hanendry mpaminany ho anao i Jehovah Andriamanitrao, dia mpaminany hoatr’ahy, avy eo amin’ny rahalahinao. Henoy izy.+ Deoteronomia 18:18 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 18 Hanendry mpaminany ho an-dry zareo avy eo amin’ny rahalahiny aho, dia mpaminany hoatr’anao.+ Ary hampitaiko aminy ny teny tiako holazainy,+ ka hoteneniny amin’izy ireo izay rehetra andidiako azy.+
15 Hanendry mpaminany ho anao i Jehovah Andriamanitrao, dia mpaminany hoatr’ahy, avy eo amin’ny rahalahinao. Henoy izy.+
18 Hanendry mpaminany ho an-dry zareo avy eo amin’ny rahalahiny aho, dia mpaminany hoatr’anao.+ Ary hampitaiko aminy ny teny tiako holazainy,+ ka hoteneniny amin’izy ireo izay rehetra andidiako azy.+