30 Fa izy no nahatonga anareo ho tafaray amin’i Kristy Jesosy, izay nampahafantatra antsika ny fahendren’Andriamanitra sy ny fahamarinany,+ sady nahatonga antsika ho masina,+ ary nanafaka antsika tamin’ny alalan’ny vidim-panavotana,+
9 Raha miaiky ny fahotantsika anefa isika, dia tsy mivadika amin’ny teniny Andriamanitra sady marina, ka hamela ny fahotantsika sy hanadio antsika ho afaka amin’ny fanao ratsy rehetra.+