Hebreo 11:19 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 19 Fantany mantsy fa vitan’Andriamanitra na dia ny manangana an’i Isaka amin’ny maty aza. Ary naverina taminy indray io zanany io na dia toy ny hoe efa maty aza, ka lasa misy heviny an’ohatra izany.+
19 Fantany mantsy fa vitan’Andriamanitra na dia ny manangana an’i Isaka amin’ny maty aza. Ary naverina taminy indray io zanany io na dia toy ny hoe efa maty aza, ka lasa misy heviny an’ohatra izany.+