1 Korintianina 7:8, 9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 Izao no lazaiko amin’ireo tsy manambady sy ireo vehivavy maty vady: Tsara kokoa raha mijanona hoatr’ahy+ izy ireo. 9 Raha tsy mahafehy tena anefa izy ireo, dia afaka manambady, fa aleo manambady toy izay ho resin’ny* filan’ny nofo.+ 1 Timoty 5:14 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 14 Tiako hanambady àry ny vehivavy mpitondratena tanora,+ ka hiteraka+ sy hitondra tokantrano, amin’izay tsy hahita hirika hanakianana antsika ny mpanohitra.
8 Izao no lazaiko amin’ireo tsy manambady sy ireo vehivavy maty vady: Tsara kokoa raha mijanona hoatr’ahy+ izy ireo. 9 Raha tsy mahafehy tena anefa izy ireo, dia afaka manambady, fa aleo manambady toy izay ho resin’ny* filan’ny nofo.+
14 Tiako hanambady àry ny vehivavy mpitondratena tanora,+ ka hiteraka+ sy hitondra tokantrano, amin’izay tsy hahita hirika hanakianana antsika ny mpanohitra.