2 Korintianina 3:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Izy no tena mahatonga anay hahay an’ilay asa ka ho lasa mpanompon’ny fifanekena vaovao,+ izany hoe tsy mpanompon’ny lalàna voasoratra,+ fa mpanompon’ny fanahy. Manameloka ho faty+ mantsy ilay lalàna voasoratra, fa mahavelona+ kosa ny fanahy.
6 Izy no tena mahatonga anay hahay an’ilay asa ka ho lasa mpanompon’ny fifanekena vaovao,+ izany hoe tsy mpanompon’ny lalàna voasoratra,+ fa mpanompon’ny fanahy. Manameloka ho faty+ mantsy ilay lalàna voasoratra, fa mahavelona+ kosa ny fanahy.