16 Angaha tsy fantatrareo fa raha manaiky ho mpanompon’ny olona iray ianareo ka mankatò azy, dia lasa mpanompon’ilay olona ankatoavinareo?+ Raha mpanompon’ny ota+ àry ianareo, dia ho faty,+ fa raha mpanompo mankatò an’Andriamanitra kosa, dia ho lasa olo-marina.