31 Hoy i Jesosy avy eo tamin’ny Jiosy nino azy: “Raha manaraka ny teniko foana ianareo, dia tena mpianatro tokoa, 32 ary ho fantatrareo ny marina,*+ ary ny marina hanafaka anareo.”+
25 Fa izay mandinika tsara an’ilay lalàna tonga lafatra+ izay manafaka ny olona, ka manaraka an’izany foana, dia lasa mpankatò ny teny fa tsy mpihaino manadino. Ho sambatra izy rehefa mankatò.+