Filipianina 1:29 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 29 Nomena voninahitra mantsy ianareo, tsy hoe hino an’i Kristy fotsiny, fa hijaly noho ny aminy koa.+ Kolosianina 1:24 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 24 Faly aho izao satria mijaly mba hahasoa anareo,+ ary miaritra ny fijalian’i Kristy aho, dia fijaliana mbola tsy niaretan’ny vatako, mba hahasoa an’ilay vatany,+ izany hoe ny fiangonana.+
29 Nomena voninahitra mantsy ianareo, tsy hoe hino an’i Kristy fotsiny, fa hijaly noho ny aminy koa.+
24 Faly aho izao satria mijaly mba hahasoa anareo,+ ary miaritra ny fijalian’i Kristy aho, dia fijaliana mbola tsy niaretan’ny vatako, mba hahasoa an’ilay vatany,+ izany hoe ny fiangonana.+