17 Fa na vetivety sy maivana aza ny fahoriana* iaretantsika, dia mitondra voninahitra ho antsika izany, dia voninahitra lehibe* lavitra sy mandrakizay.+
13 Fa mifalia foana+ kosa arakaraka ny ijalianareo hoatran’i Kristy,+ mba hifalianareo sy hiravoravoanareo mandritra ny fampiharihariana ny voninahiny.+