16 Efa mivaona mihitsy ny fisainanareo!
Ny mpanefy tanimanga ve dia azo ampitovina amin’ny tanimanga?+
Izay namboarina ve dia hilaza momba ny mpanamboatra azy hoe:
“Tsy nanamboatra ahy izy”?+
Ary izay noforonina ve dia hilaza momba ny mpamorona azy hoe:
“Tsy fantany izay ataony”?+