11 Ary nahazo famantarana+ izy, dia ny famorana. Io no antoka hoe olo-marina izy satria nanam-pinoana tamin’izy mbola tsy voafora. Dia izany no nahatonga azy ho lasa rain’izay rehetra manam-pinoana+ nefa tsy voafora, mba heken’Andriamanitra hoe olo-marina ireny.