Joela 2:32 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 32 Ary izay rehetra miantso ny anaran’i Jehovah no hovonjena.+Fa araka ny efa nolazain’i Jehovah, dia eo amin’ny Tendrombohitra Ziona sy ao Jerosalema no hisy an’ireo afa-mandositra,+Izany hoe ireo tafavoaka velona, izay antsoin’i Jehovah.” Asan’ny Apostoly 2:21 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 21 Ary izay rehetra miantso ny anaran’i Jehovah* no hovonjena.”’+
32 Ary izay rehetra miantso ny anaran’i Jehovah no hovonjena.+Fa araka ny efa nolazain’i Jehovah, dia eo amin’ny Tendrombohitra Ziona sy ao Jerosalema no hisy an’ireo afa-mandositra,+Izany hoe ireo tafavoaka velona, izay antsoin’i Jehovah.”