Isaia 53:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 53 Iza no mba nino ny zavatra henony taminay?*+ Ary iza no nampisehoan’i Jehovah ny sandriny?+ Jaona 12:37, 38 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 37 Na dia nanao famantarana be dia be teo anatrehan’izy ireo aza izy, dia tsy ninoan’ireo, 38 mba ho tanteraka ny tenin’i Isaia mpaminany hoe: “Jehovah* ô, iza no mba nino ny zavatra henony taminay?*+ Ary iza no nampisehoan’i Jehovah* ny sandriny?”+
37 Na dia nanao famantarana be dia be teo anatrehan’izy ireo aza izy, dia tsy ninoan’ireo, 38 mba ho tanteraka ny tenin’i Isaia mpaminany hoe: “Jehovah* ô, iza no mba nino ny zavatra henony taminay?*+ Ary iza no nampisehoan’i Jehovah* ny sandriny?”+