21 Nampisafoaka ahy tamin’izay tsy andriamanitra izy ireo,+
Ary nampahatezitra ahy tamin’ny sampiny tsy misy dikany.+
Koa hampiasa an’izay tsy vahoaka akory aho mba hahatonga azy ireo hialona,+
Ary hampiasa firenena adaladala mba hampahatezitra azy.+