Efesianina 3:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 Lasa mpanompo miandraikitra an’izany àry aho, noho ny hatsaram-panahy miavaka nasehon’Andriamanitra tamiko, ary fanomezana maimaim-poana izany. Nanehoany an’izany hatsaram-panahy izany aho tamin’izy nampiseho ny heriny tamiko.+
7 Lasa mpanompo miandraikitra an’izany àry aho, noho ny hatsaram-panahy miavaka nasehon’Andriamanitra tamiko, ary fanomezana maimaim-poana izany. Nanehoany an’izany hatsaram-panahy izany aho tamin’izy nampiseho ny heriny tamiko.+