-
Asan’ny Apostoly 18:24, 25Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
24 Nisy Jiosy atao hoe Apolosy+ tonga tao Efesosy. Teraka tany Aleksandria izy, ary lehilahy nahay nandaha-teny sady tena nahay Soratra Masina. 25 Nampianarina* ny lalan’i Jehovah* izy, ary narehitry ny fanahy ka marina ny zavatra notoriny sy nampianariny momba an’i Jesosy. Ny batisan’i Jaona ihany anefa no fantany.
-