1 Petera 2:19 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 19 Ankasitrahan’Andriamanitra mantsy ny olona miaritra fahoriana* sy mijaly tsy ara-drariny noho izy te hanana feon’ny fieritreretana madio eo anatrehany.+ 1 Petera 3:16 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 16 Miezaha hanana feon’ny fieritreretana madio foana,+ mba ho afa-baraka ireo manohitra anareo,+ na inona na inona teneniny, noho ianareo tsara fitondran-tena satria mpanara-dia an’i Kristy.+
19 Ankasitrahan’Andriamanitra mantsy ny olona miaritra fahoriana* sy mijaly tsy ara-drariny noho izy te hanana feon’ny fieritreretana madio eo anatrehany.+
16 Miezaha hanana feon’ny fieritreretana madio foana,+ mba ho afa-baraka ireo manohitra anareo,+ na inona na inona teneniny, noho ianareo tsara fitondran-tena satria mpanara-dia an’i Kristy.+