Kolosianina 3:14 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 14 Ambonin’izany rehetra izany, dia mitafia fitiavana,+ fa toy ny tady tonga lafatra mampifamatotra+ antsika izy io. 1 Timoty 1:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 Ny zava-kendren’izany toromarika* izany, dia ny hahatonga antsika hanana fitiavana+ avy amin’ny fo madio sy feon’ny fieritreretana madio ary finoana+ tsy mihatsaravelatsihy. 1 Jaona 4:11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 Ry malala, raha hoatr’izany no nitiavan’Andriamanitra antsika, dia tsy maintsy mifankatia koa isika.+
14 Ambonin’izany rehetra izany, dia mitafia fitiavana,+ fa toy ny tady tonga lafatra mampifamatotra+ antsika izy io.
5 Ny zava-kendren’izany toromarika* izany, dia ny hahatonga antsika hanana fitiavana+ avy amin’ny fo madio sy feon’ny fieritreretana madio ary finoana+ tsy mihatsaravelatsihy.
11 Ry malala, raha hoatr’izany no nitiavan’Andriamanitra antsika, dia tsy maintsy mifankatia koa isika.+