-
Asan’ny Apostoly 13:45, 46Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
45 Rehefa nahita an’ireo vahoaka ireo ny Jiosy, dia velom-pialonana ka nanevateva sy nanohitra an’izay nolazain’i Paoly.+ 46 Dia sahy niteny tamin’izy ireo i Paoly sy Barnabasy hoe: “Tsy maintsy notorina taminareo aloha+ ny tenin’Andriamanitra. Koa satria lavinareo izany ka tsy eritreretinareo hoe mendrika ny fiainana mandrakizay ianareo, dia ho any amin’ny hafa firenena+ izahay.
-