-
Romanina 4:9, 10Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
9 Ny voafora ihany àry ve izany no afaka ny ho sambatra hoatr’izany, sa ny tsy voafora koa?+ Hoy mantsy isika: “Nekena* hoe olo-marina i Abrahama satria nanam-pinoana.”+ 10 Oviana àry izy no nekena* hoe olo-marina? Tamin’izy efa voafora sa tamin’izy mbola tsy voafora? Tsy tamin’izy efa voafora, fa tamin’izy mbola tsy voafora.
-