Salamo 9:8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 Hotsarainy araka ny rariny ny tany misy mponina;*+Hamoaka didim-pitsarana ara-drariny ho an’ireo firenena izy.+ Salamo 96:13 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 13 Eo anatrehan’i Jehovah, fa iny tamy iny* izy;Tonga hitsara ny tany izy. Hotsarainy araka ny rariny ny tany misy mponina,*+Ary hotsarainy araka ny tsy fivadihany* ireo firenena.+ Salamo 98:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 Eo anatrehan’i Jehovah, fa tonga* hitsara ny tany izy. Hotsarainy araka ny rariny ny tany misy mponina,*+Ary hotsarainy araka ny hitsiny ireo firenena.+ Asan’ny Apostoly 17:31 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 31 Izy mantsy efa namaritra andro iray izay kasainy hitsarana+ ara-drariny ny tany,* amin’ny alalan’ny lehilahy iray voatendriny. Ary efa nanome antoka ho an’ny olona rehetra izy fa hitranga izany, rehefa nanangana azy io tamin’ny maty.”+
8 Hotsarainy araka ny rariny ny tany misy mponina;*+Hamoaka didim-pitsarana ara-drariny ho an’ireo firenena izy.+
13 Eo anatrehan’i Jehovah, fa iny tamy iny* izy;Tonga hitsara ny tany izy. Hotsarainy araka ny rariny ny tany misy mponina,*+Ary hotsarainy araka ny tsy fivadihany* ireo firenena.+
9 Eo anatrehan’i Jehovah, fa tonga* hitsara ny tany izy. Hotsarainy araka ny rariny ny tany misy mponina,*+Ary hotsarainy araka ny hitsiny ireo firenena.+
31 Izy mantsy efa namaritra andro iray izay kasainy hitsarana+ ara-drariny ny tany,* amin’ny alalan’ny lehilahy iray voatendriny. Ary efa nanome antoka ho an’ny olona rehetra izy fa hitranga izany, rehefa nanangana azy io tamin’ny maty.”+