Romanina 2:12 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 12 Ho faty tsy manana lalàna izay rehetra nanota nefa tsy nanana lalàna.+ Hotsarain’ny lalàna kosa izay rehetra nanota teo ambanin’ny lalàna.+ Romanina 5:13 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 13 Fa tamin’ny mbola tsy nisy ny Lalàna, dia efa teo amin’izao tontolo izao ny fahotana. Tsy misy olona ampangaina ho manota anefa rehefa tsy misy lalàna.+ Galatianina 3:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 Voaozona izay rehetra miantehitra amin’ny lalàna fotsiny, satria voasoratra hoe: “Voaozona izay lasa tsy mankatò an’izay rehetra voasoratra ao amin’ny horonam-boky misy ny Lalàna.”+
12 Ho faty tsy manana lalàna izay rehetra nanota nefa tsy nanana lalàna.+ Hotsarain’ny lalàna kosa izay rehetra nanota teo ambanin’ny lalàna.+
13 Fa tamin’ny mbola tsy nisy ny Lalàna, dia efa teo amin’izao tontolo izao ny fahotana. Tsy misy olona ampangaina ho manota anefa rehefa tsy misy lalàna.+
10 Voaozona izay rehetra miantehitra amin’ny lalàna fotsiny, satria voasoratra hoe: “Voaozona izay lasa tsy mankatò an’izay rehetra voasoratra ao amin’ny horonam-boky misy ny Lalàna.”+