1 Korintianina 15:33 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 33 Aza manaiky ho voafitaka* ianareo. Manimba ny fahazarana mahasoa* ny naman-dratsy.+ Galatianina 5:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 Fa lalivay* kely fotsiny dia mampitombo ny koba manontolo.+ 2 Timoty 2:16, 17 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 16 Ialao kosa ny resaka tsy misy fotony manazimbazimba zava-masina,+ satria vao mainka hahatonga ny olona tsy hatahotra an’Andriamanitra izany, 17 sady hitatra hoatran’ny fery mandoaka.* Anisan’ny mpanao an’izany i Hymeneo sy Fileto.+
16 Ialao kosa ny resaka tsy misy fotony manazimbazimba zava-masina,+ satria vao mainka hahatonga ny olona tsy hatahotra an’Andriamanitra izany, 17 sady hitatra hoatran’ny fery mandoaka.* Anisan’ny mpanao an’izany i Hymeneo sy Fileto.+