Asan’ny Apostoly 22:16 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 16 Koa inona no andrasanao? Mitsangàna, ary aoka hatao batisa ianao ka hiantso ny anarany+ mba ho voasasa ho afaka amin’ny fahotanao.’+ Hebreo 10:22 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 22 dia andao isika hanatona an’Andriamanitra amin’ny fo madio sy amim-patokisana tanteraka, satria ny fontsika efa voadio* ho afaka amin’ny feon’ny fieritreretana maloto,+ ary ny vatantsika efa voasasa tamin’ny rano madio.+
16 Koa inona no andrasanao? Mitsangàna, ary aoka hatao batisa ianao ka hiantso ny anarany+ mba ho voasasa ho afaka amin’ny fahotanao.’+
22 dia andao isika hanatona an’Andriamanitra amin’ny fo madio sy amim-patokisana tanteraka, satria ny fontsika efa voadio* ho afaka amin’ny feon’ny fieritreretana maloto,+ ary ny vatantsika efa voasasa tamin’ny rano madio.+