Nomery 14:29 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 29 Atỳ amin’ity tany efitra ity ny fatinareo no hiampatrampatra’,+ dia ianareo rehetra voasoratra anarana, izay 20 taona no ho miakatra, ka nimenomenona tamiko.+ Nomery 14:35 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 35 “‘“Izaho Jehovah no efa niteny. Izao no hataoko amin’io vahoaka ratsy fanahy mitambatra hanohitra ahy io: Atỳ amin’ity tany efitra ity izy ireo no ho ripaka tanteraka, ary atỳ izy ireo no ho faty.+
29 Atỳ amin’ity tany efitra ity ny fatinareo no hiampatrampatra’,+ dia ianareo rehetra voasoratra anarana, izay 20 taona no ho miakatra, ka nimenomenona tamiko.+
35 “‘“Izaho Jehovah no efa niteny. Izao no hataoko amin’io vahoaka ratsy fanahy mitambatra hanohitra ahy io: Atỳ amin’ity tany efitra ity izy ireo no ho ripaka tanteraka, ary atỳ izy ireo no ho faty.+